"Jehova no fiadanana," dia anarana nomen' i Gideona mpitsara ilay alitara nataony tany Ofra, ho fahatsiarovana ny niarahaban' ny anjely azy amin' ny teny…