Mpanjakan' ny Joda anankiray izy, izay nandimby an' i Josafata rainy, ka nanjaka valo taona (893—885 B.C.). Nanam-bady an' i Atalia, zanakavavin' i Ahaba…