izy dia zanak' i Abrahama izay naterak' i Saraha; zato taona ny andron' i Abrahama tamin' ny nahaterahany Isaka, ary tokony ho tao Beri-sheba no nitoerany…