ity teny ity dia teny Latina ary dikan' ny teny Hebreo hoe tirzah. Ao amin' Isa. 44. 14 hiany no ahitana azy, fa voalaza ho isan' ny hazo mafy sy mateza…