(Ilay sitrako) : vadin' i Hezekia, mpanjakan' i Joda, izy sady renin' i Manase (2 Mpan. 21. 1). Ataon' ny sasany fa vao nampakarin' i Hezekia ho vadiny…