Anaran' ny tanàna anankiray izay sady malaza no ela indrindra izany. Ao atsimon' i Jerosalema izy, ary tokony ho 18 mailly hiany no ifanalaviran' izy roa.…