HANESA
dia tanàna any Egypta voalaza ao amin' ny Isa. 30. 4 hiany. Tsy misy mahalala azy marina izao.—J.R.