araka ny hevitry ny sasany, dia iray hiany Hamata sy Hamata-zoba (2 Tan. 8. 3). Nefa ny teny Zoba fanampiny dia toa ampy hahalaza azy ho tanàna hafa.