toa tsy nahoan' ny Jiosy loatra ny misatroka; ary ao amin' ny Eksodosy (28. 40) ny teny voalohany milaza azy. Tamin' ny andron' i Mosesy dia tsy fanao…