tendrombohitra voalaza indroa hiany fa ao atsimon' ny tany nandresen' i Josoa (Jos. 11. 17; 12. 7), nefa tsy misy mahalala izay nitoerany izao.