zanak' i Rehoba, mpanjakan' i Zoba izy (2 Sam. 8. 3). Zoba dia isan' ny fizaran-tany any Arama na Syria. Niandany tamin' ny Amorita izay niadian' i Davida…