1.—Ny Anaran' ity boky ity. Ny anaran' ity boky ity amin' ny teny Hebreo dia "Bereshith," izany hoe, "tamin' ny voalohany," satria izany no teny voalohany…