Vitsy hiany ny fanjakana amin' izao tontolo izao izay tsy manao fanisana indraindray, hahalalan' ny mpanapaka ny isan' ny vahoaka ao amin' ny taniny. Ary…