Azo zaraina ho roa toko ity boky ity, dia ny 1.—6., ary ny 7.—10. Ny fizarana voalohany dia tantaran' ny Jiosy mirai-dia izay niverina avy tany Babylona…