(Heb. Kayyah=Aina): dia anaran' ny vehivavy voalohany, izay renin' ny olombelona rehetra (Gen. 3. 20). Ny tantara milaza ny nanaovan' Andriamanitra azy…