EN-TAPOA
(Loharanom-boasary): loharano tao amin' ny faritry ny tanin' ny Manase (Jos. 17. 7). [Zahao TAPOA.]