Elkana (1)
Zanakalahin' i Kora ary lohan' ny fokon' olona anankiray izay taranak' i Kora (Eks. 6. 24).