mpiady mahery sy malaza tamin' ny andron' i Davida izy; zanakalahin' i Jaira izy, ary namono an' i Lahmy, rahalahin' i Goliata, izay nanan-jaran-defony…