Eleazara (6)
Zanak' i Parosy, izay efa nampaka-bady avy tamin' ny vahiny, fa nampody azy indray (Ezr. 10. 25).