(Havoan' Andriamanitra): dia tanàna tany Moaba tao atsinanan' i Jordana. Niorina tao an-tampon-tendrombohitra izy, ka izany no nahazoany ny anarany.…