Zanak' i Zohara, ilay Hitita izay nanao varo-maty ny sahany sy ny zohy tao Makpela tamin' i Abrahama ho fandevenana (Gen. 23. 8).