(Vavolombelona): dia anarana nomen' ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase ny alitara lehibe naoriny teo atsinanan' i Jordana…