Misy teny iray hiany milaza dinta, dia ao amin' ny Oha. 30. 15. Milaza biby kely lavalava samy hafa karazana izay mitsentsitra ny ran' ny biby hafa.…