(Tanàna folo): dia anaran' ny tany ao atsinanan' i Jordana sy ny Farihin' i Galilia, izay nisy tanàna lehibe folo, ary avy tamin' izany no anarany; zahao…