Betlehema (2)
tanàna tao amin' ny zara-tanin' ny Zebolona, izay tsy voalaza afa-tsy eo amin' ny Jos. 19. 15.