(Trano-mofo): dia isan' ny tanàna any Palestina izay ela indrindra, ary satria tanàna nahaterahan' i Jesosy Kristy Tompontsika dia tanàna manan-daza kokoa…