(Tranon' aviavy): dia anaram-bohitra anankiray tao amin' ny ilan' ny tendrombohitra Oliva, dia ao amoron' ny lalana avy tany Jerosalema mankany Jeriko.…