(Tranon' ny masoandro): Efatra ny tanàna natao hoe Beti-semesy voalazan' ny Test. Tal., ary angamba tanàna nivavahan' ny olona tamin' ny masoandro izy…