tanàna tao amin' ny zara-tanin' ny Joda, izay nandositran' i Jotama, zanak' i Gideona, noho ny natahorany an' i Abimeleka zokiny (Mpit. 9. 21).