(Heb. beer; Eng. well) dia teny Hebreo izay akambana amin' ny anaran' ny tanàna maro any Palestina; ary raha voadika ho teny Malagasy izy dia 'fantsakana'…