(1) Mpanjakan' i Edoma anankiray sy zanak' i Beora; Dinhaba no renivohiny, ary toa nanjaka tamin' ny andron' ny Mpitsara izy (Gen. 36. 32; 1 Tant. 1. 43).…