(Heb. Ba'asa). Raha tafasaraka ho fanjakana roa ny fanjakan' ny Jiosy, dia ny Joda sy ny Isiraely, Jeroboama, zanak' i Nebata, no mpanjaka voalohany…