AZRIKAMA: dia anaran' olona efa-dahy voalazan' ny Test. Tal.; ary izao no teny milaza azy avy: 1 Tant. 3. 23; 8. 38; 9. 14; 2 Tant. 28. 7.