AZARELA: dia anaran' olona dimy lahy voalazan' ny Test. Tal.; ary ireo no teny milaza azy avy: 1 Tant. 12. 6; 25. 18; 27. 22; Ezr. 10. 41; Neh. 11. 13.