AVIMA, na AVITA. Telo ny hevitr' ity anarana ity amin' ny Test. Tal., dia izao:— (1) Anaran' ny firenena anankiray izay nonina tany Palestina ela dia ela…