Telo ny teny Hebreo izay nadika hoe Andriamanitra eo amin' ny Soratra Masina; dia El sy Elôah ary Elôhim; dia hodinihina tsirairay izay heviny avy. 1.…