Fony vao nataon' Andriamanitra Adama ka napetrany tao amin' ny saha Edena, dia nitondrany ny biby rehetra izy hahitany izay hanononan' i Adama azy avy;…