Levita avy tamin' ny mpianakavin' ny Kohatita izy, sy rain' i Mosesy sy Arona ary Miriama (Eks. 6. 18, 20; Nom. 3. 19). Jokebeda no vadiny, ary izy mivady…