(Jer. 46. 25): dia anaran-tsampy izay nivavahan' ny Egyptiana. Tany Tebesa ny tempoliny izay malaza indrindra, sady tao, hono, no namaliany teny izay…