dia zanakalahy matoan' i Davida sy Ahinoama vadiny, izay teraka tany Hebrona. Ary nony lehibe izy dia ratsy indrindra no nataony, fa nisavika an' i Tamara…