Tsy asam-panjaitra hiany ny amboradara izay voalazan' ny Soratra Masina, fa haingo voatenona amin' ny lamba; hoatry ny ankotofahana tsara tenona eto…