zanakalahin' i Elifaza (lahimatoan' i Esao) sy Timna vaditsindranony; loholona na andrianan' ny firenena natao hoe Amalekita izy (Gen. 36. 12, 16).