ity teny ity dia anaran' ny karazan-kazo anankiray izay nentina avy tany Ofira (India?) tamin' ny andron' i Solomona tao amin' ny sambon' i Hirama,…