(Fampahoriana): dia ilay lohasaha tao amin' ny fari-tanin' i Joda avaratra, izay namonoana an' i Akana noho ny fahotany (Jos. 7. 26; 15. 7); zahao AKANA.