(Eng. acre): dia anaram-pandrefesan-tany fanaon' ny Englisy, izay hita ao amin' ny 1 Sam. 14. 14 sy Isa. 5. 10. Misy refy efa-joro 1210 amin' ny akera…