(Rahalahin' ny mpanjaka): mpisoronabe tany Noba izy. Raha nandositra an' i Saoly Davida, dia nankany Noba izy; ary gaga Ahimeleka nony nahita azy tampoka…