Vato mafy indrindra izany kanefa malia, ary isaky ny sombiny dia maranitra sady maro rirana. Raha ampifandonina ny afovato roa, dia hisy kilalaon' afo avy…