(1) Izany dia anaran' ny sampy anankiray izay nivavahan' ny olona tany Sefarvaima any Asyria, sady nentiny ho any Samaria nony namponenin' ny mpanjakany…