Izy dia zanak' i Nera, izay rahalahin' i Kisy, rain' i Saoly mpanjaka (1 Tant. 9. 36); koa satria havan' i Saoly izy dia nataony komandin' ny miaramilany…