ABILA
Dia anaran' ny tanàna anankiray izay renivohitry ny fizaran-tany natao hoe Abilene; zahao ABILENE.